Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa

Laharana 2754 amin’ny Katesizy

Ny fahasarotana misongadina indrindra amin’ny fampiasam-bavaka, dia ny fihakahakahan-kevitra sy ny hamainan’ny fo. Amin’ny finoana, amin’ny fibebahan’ny fo sy amin’ny fiambenany no misy ny fanafodin’izany.

Loharano ôfisialy ↗