Atao ahoana no hampahomby ny fivavahantsika ?

Laharana 2739 amin’ny Katesizy

Ao amin’i Md Paoly, tena fahasahiana tokoa izany fitokiana izany[27], miorina amin’ny vavaky ny Fanahy ao amintsika sy amin’ny fitiavan’ny Ray tsy mivadika izay nanomezany antsika ny Zanany Lahitokana[28]. Ny fanovàna ny fo izay mivavaka no valy voalohany amin’ny fangatahantsika.

Loharano ôfisialy ↗