Ny vavak’i Maria Virjiny

Laharana 2622 amin’ny Katesizy

Ny vavak’i Maria Virjiny, ao amin’ny “Aoka anie ho tanteraka amiko” (“Fiat”) sy ao amin’ny “Mankalaza ny Tompo ny fanahiko” (Magnificat) dia misongadina amin’ny fanolorana amin-kalalahana ny tenany manontolo tamim-pinoana.

Loharano ôfisialy ↗