Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Laharana 2585 amin’ny Katesizy
Nanomboka tamin’i Davida mandra-pahatongan’ny Mesia, ny boky masina dia mirakitra ireo lahatsora-pivavahana izay maneho ny fandalinana ny vavaka, ho an’ny tena ihany sy ho an’ny hafa[47]. Tsikelikely, natambatra ho boky dimy ny salamo : ireo Salamo (na “Fiderana”), sangan’asan’ny fivavahana ao amin’ny Testamenta Taloha.