IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
Laharana 2555 amin’ny Katesizy
Ireo mpinon’i Kristy dia “namàntsika ny nofony mbamin’ny faniriany amam-pilan-dratsiny tamin’ny Hazofijaliana” (Gal 5,24) ; tarihin’ny Fanahy izy ireo ary manaraka ny fanirian’ny Fanahy.