IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”

Laharana 2553 amin’ny Katesizy

Ny fialonana dia alahelo mampijaly manoloana ny fananan’ny hafa sy faniriana tsy voafehy hakana izany ho an’ny tena. Kilema fototra izany.

Loharano ôfisialy ↗