III. Ny fahantran’ny fo

Laharana 2545 amin’ny Katesizy

Ny mpino rehetra an’i Kristy dia “hanitsy araka ny mety ny fankamamian’ izy ireo ny fampiasana ny zavatr’izao tontolo izao sy ny firaiketam-po amin’ny harena mifanohitra amin’ny toe-tsaim-pahantrana araka ny Evanjely, mba tsy hampivily lalana azy ireo amin’ny fanarahana ny lalan’ ny fandavorariam-pitiavana”[136].

Loharano ôfisialy ↗