VI. Fahamarinana, hatsara sy haikanto masina
Laharana 2506 amin’ny Katesizy
“Tsy menatra ny ho vavolombelon’ny Tompo” (2 Tim 1,8) amin’ny asa sy amin’ny teny, ny kristianina. Ny maty martiry no fara tampon’ny fijoroana ho vavolombelona amin’ny fahamarinan’ny finoana.