VI. Ny fitiavana ny mahantra

Laharana 2462 amin’ny Katesizy

Ny asa fiantrana atao amin’ny mahantra dia vavolombelon’ny fifankatiavana toy ny mpiray tam-po : fampiharana ny fahamarinana izay ankasitrahan’Andriamanitra rahateo izany.

Loharano ôfisialy ↗