VI. Ny fitiavana ny mahantra
Laharana 2454 amin’ny Katesizy
.Mifanohitra amin’ny didy fahafito ny fomba rehetra akàna sy ampiasana tsy an-drariny ny fananan’ny hafa. Ny tsy fahamarinana natao dia mitaky fanonerana. Ny fahamarinana ara-pifanakalozana dia mitaky ny famerenana amin’ny tompony ny zavatra nangalarina na nafenina.