IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina

Laharana 2433 amin’ny Katesizy

Ny fananana anton’asa sy antom-pivelomana dia tokony hisokatra ho an’ ny rehetra tsy asiana fanavakavahana tsy ara-drariny, lehilahy sy vehivavy, tomady sy kilemaina, tompon-tany sy vahiny[34]. Arakaraka ny toe-java- miseho, anjaran’ny orinasa ny manampy ny olom-pirenena mba hananany asa sy antom-pivelomana[35].

Loharano ôfisialy ↗