Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana

Laharana 2394 amin’ny Katesizy

I Kristy no môdelin’ny fahadiovam-pitiavana. Ny vita batemy rehetra dia voantso hadio fitiavana eo amin’ny fiainana, ny tsirairay araka ny lalam-piainana arahin’izy ireo avy.

Loharano ôfisialy ↗