Ny fanajana ny olona sy ny fikarohana ara-tsiansa

Laharana 2292 amin’ny Katesizy

Ny fanandramana ara-tsiansa, ara-pitsaboana na ara-pisikôlôzia, eo amin’ ny olona na vondron’olona, dia mety hanampy amin’ny fanasitranana ny marary sy amin’ny fandrosoan’ny fahasalamam-bahoaka.

Loharano ôfisialy ↗