Ny didy fahadimy
Laharana 2258 amin’ny Katesizy
“Masina ny ain’olombelona, satria hatrany am-piandohany no ao aminy ny asam-paharian’Andriamanitra ary maharitra mandrakizay amin’ny fifandraisana manokana amin’ny Mpahary, izay hany tanjom-piafarany. Andriamanitra irery ihany no tompon’ny aina hatrany am-piandohany ka hatrany am-piafarany : na iza na iza, na amin’ny toe-javatra inona na amin’ny toe-javatra inona, tsy misy afaka mitaky ho an’ny tenany ny zo handringana mivantana olombelona tsy manan-tsiny”[33].