Ny vondrona mpitondra fanjakana sy ny Fiangonana

Laharana 2245 amin’ny Katesizy

“Ny Fiangonana, noho ny fiadidiany sy ny fahefany manapaka, izay tsy mifangaro na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana amin’ny vondrona mpitondra fanjakana, dia sady famantarana no fiarovana ny toetra ambony tsy taka-polopolorina maha-olona ny olona”[29].  “Hajain’ny Fiangonana sy asandrany ny fahafahana ara-pôlitika sy ny andraikitry ny olom-pirenena”[30].

Loharano ôfisialy ↗