Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa
Laharana 2190 amin’ny Katesizy
Ny sabata izay nanamarika ny fahavitan’ny fahariana voalohany dia nosoloana ny alahady izay mampahatsiaro ny fahariana vaovao, nosantarana tamin’ny Fitsanganan’i Kristy ho velona.