Ny tsy finoana ny fisian’Andriamanitra

Laharana 2123 amin’ny Katesizy

“Betsaka amin’ny mpiara-belona amintsika no tsy mahatsapa velively na manohitra an-kitsirano tsotr’izao ny fifandraisana am-po lalina sy lehibe indrindra izay mampiray ny olombelona amin’Andriamanitra, hany ka ny tsy finoana ny fisian’Andriamanitra no anisan’ireo zava-misy tena mamohehatra tokoa amin’izao androntsika izao”[52].

Loharano ôfisialy ↗