Ny sorona
Laharana 2099 amin’ny Katesizy
Rariny sy hitsiny ny manolotra sorona amin’Andriamanitra ho famantaram-pitsaohana sy fankasitrahana, fitalahoana sy fiombonana : “Sorona marina tokoa ny asa rehetra atao mba hiraiketana amin’ Andriamanitra ao anatin’ny fiombonana masina sy mba ho sambatra”[10].