IV. Ny fahamasinana kristianina
Laharana 2023 amin’ny Katesizy
Ny fahasoavana mahamasina dia fanomezana maimaim-poana izay atolotr’Andriamanitra antsika avy amin’ny fiainany, ary arotsaky ny Fanahy Masina ao amin’ny fanahintsika, mba hanasitrana azy amin’ny fahotana sy hanamasina azy.