IV. Ny fahamasinana kristianina
Laharana 2021 amin’ny Katesizy
Ny fahasoavana no vonjy izay omen’Andriamanitra antsika mba hamaliana ny fiantsoana antsika ho tonga zanaka atsangany. Izy no mampiditra antsika ao anatin’ny fiainam-pifankatiavan’ny Trinite Masina.