IV. Ny fahamasinana kristianina
Laharana 2018 amin’ny Katesizy
. Ny fanamarinana, tahaka ny fibebahana, dia manana lafin’asa roa. Noho ny fanentanan’ny fahasoavana, dia sady miverina amin’ Andriamanitra ny olombelona, no miala amin’ny fahotana, ary koa mandray ny famelan-keloka sy ny fanamarinana avy any ambony.