II. Ny soa iombonana

Laharana 1912 amin’ny Katesizy

Tantanina lalandava ho amin’ny fivoaran’ny olona ny soa iombonana : “Tokony hofehezin’ny rafi-pandaminan’ny olona ny rafi-pandaminana ny zavatra samihafa, fa tsy ny mifanohitra amin’izany tsy akory”[31]. Ny fahamarinana no fototr’io rafi-pandaminana io, ao anatin’ny rariny sy ny hitsiny no iorenany, ny fitiavana no mamelombelon’aina azy.

Loharano ôfisialy ↗