II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Laharana 1894 amin’ny Katesizy
.Araka ny fitsipika fototry ny fifamenoana amam-pifanampiana, na ny Fanjakana na ny iray amin’izay seha-pikambanana midadasika bebe kokoa, dia tsy misy mahazo misolo toerana ny olona tsirairay sy ny vondrona mpanelanelana, amin’ny fahafahany manapa-kevitra hanao zavatra sy amin’ny andraikitra sahaniny.