II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina

Laharana 1892 amin’ny Katesizy

“Ny olombelona no, sady tsy maintsy, ho foto-piandohana sy antom-panaovana ary tanjom-piafaran’ny rafitra rehetra ajoro momba ny fiaraha-monina”[14].

Loharano ôfisialy ↗