V. Ny fihanaky ny fahotana

Laharana 1873 amin’ny Katesizy

Ny fototra ipoiran’ny fahotana rehetra dia ao am-pon’ny olombelona. Arakaraka ny votoatin’ny anaovana azy no amerana indrindra ny karazany sy ny halehibeny.

Loharano ôfisialy ↗