IV. Ny halehiben’ny fahotana : fahotana mahafaty sy fahotana madinika

Laharana 1857 amin’ny Katesizy

Mba ilazana ny fahotana hoe mahafaty dia misy fepetra telo tsy misaraka takìna : “Fahotana mahafaty ny fahotana rehetra izay zava-dehibe ny votoatin’ny ratsy atao, ary atao amim-pieritreretana tanteraka sy amim-panahy iniana”[36].

Loharano ôfisialy ↗