III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina
Laharana 1839 amin’ny Katesizy
Ireo herim-panahy enti-mitondra tena dia mitombo amin’ny fanabeazana, amin’ny asa atao an-tsitrapo ary amin’ny faharetana miezaka. Ny fahasoavan’Andriamanitra no mandio azy ireny sy manandratra azy ireny.