III. Iray ihany ny finoana
Laharana 183 amin’ny Katesizy
Ilaina ho amin’ny famonjena ny finoana. Ny Tenan’Izy Tompo rahateo ihany no manamafy izany fa : “Izay hino ka hatao batemy, dia ho voavonjy ; izay tsy hino, dia hohelohina” (Mk 16,16).