Ny fitiavana

Laharana 1824 amin’ny Katesizy

Ny fitiavana, noho izy vokatry ny Fanahy sy fahatanterahan’ny Lalàna, no itandremana ny didin’Andriamanitra sy ny an’i Kristy: “Mitomoera ao amin’ ny fitiavako ianareo. Raha mitandrina ny didiko ianareo no hitoetra ao amin’ny fitiavako” (Jo 15,9-10)[16].

Loharano ôfisialy ↗