Ny fitiavana
Laharana 1822 amin’ny Katesizy
Ny fitiavana dia herim-panahy avy amin’Andriamanitra, izay itiavantsika an’Andriamanitra ambonin’ny zavatra rehetra amin’ny maha-Izy Azy, ary itiavantsika ny namantsika tahaka ny tenantsika ihany mba ho fitiavana an’ Andriamanitra.