IV. Ny fitsaràna diso

Laharana 1799 amin’ny Katesizy

Ny kônsiansy, eo anatrehan’ny safidy ara-môraly, dia mety hanao fitsaràna mahitsy mifanaraka amin’ny saina sy amin’ny Lalànan’ Andriamanitra, na mety koa hanao fitsaràna diso ka tsy mifanaraka amin’ izany.

Loharano ôfisialy ↗