II. Firehetam-po sy fiainana ara-môraly
Laharana 1771 amin’ny Katesizy
.Manambara ny firaiketam-pitia na ny fihetseham-po ny teny hoe “firehetam-po”. Amin’ireny fiontanam-pony ireny ny olona no mahatsinjo mialoha ny tsara sy manahy sahady koa ny ratsy.