II. Ny asa tsara sy ny asa ratsy
Laharana 1758 amin’ny Katesizy
Ny zavatra nofidìna atao no mamaritra ara-pitsipi-pitondran-tena ny asan’ny sitrapo arakaraka ny aneken’ny saina izany sy hitsaràny izany ho tsara na ho ratsy.