II. Ny fahafahan’ny olombelona eo amin’ny fitantanam-pamonjena
Laharana 1746 amin’ny Katesizy
.Ny mahadiso na ny maha-tompon’andraikitra amin’ny atao dia mety hihena na ho foana noho ny tsy fahalalana, ny fanerena, ny tahotra ary ny antony hafa ara-toe-tsaina na ara-piaraha-monina.