II. Ny fahafahan’ny olombelona eo amin’ny fitantanam-pamonjena
Laharana 1743 amin’ny Katesizy
“Mamela ny olombelona hanaraka ny fisainany” (Ekl 15,14) Andriamanitra, mba hahafahany miraiki-po an-kalalahana amin’ilay Mpahary azy sy mba hahatongavany araka izany amin’ny fahalavorariana mahasambatra[56].