Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1713 amin’ny Katesizy

Voadidy ny olombelona hanaraka ny lalàna môraly izay manery azy “hanatanteraka ny tsara sy handositra ny ratsy”[31]. Manako ao amin’ny kônsiansiny io lalàna io.

Loharano ôfisialy ↗