Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1711 amin’ny Katesizy

.Ny olombelona, noho izy nomena fanahy maha-olona, saina ary sitrapo, dia voalahatra ho an’Andriamanitra hatramin’ny niforonany tao am-bohoka ary voatendry ho amin’ny hasambarana mandrakizay. Manohy ny fahalavorariany izy amin’ny “fikatsahana sy fitiavana ny marina sy ny tsara”[29].

Loharano ôfisialy ↗