Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1703 amin’ny Katesizy

Ny olombelona, noho izy nomena fanahy “maha-olona sy tsy mety maty”[21], no “hany voary eto ambonin’ny tany izay sitrak’Andriamanitra ho olombelona mihitsy”[22]. Vao notorontoronina izy, dia natokana ho amin’ny hasambarana mandrakizay.

Loharano ôfisialy ↗