II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana
Laharana 1685 amin’ny Katesizy
Ny fombam-pivavahana fandevenana samihafa dia maneho ny toetra manokana momba ny Pakan’ny fahafatesana kristianina sy mamaly ny toe-piainana sy ny lovantsofin’ny faritra tsirairay, na dia izay mahakasika ny loko litorzika aza[17].