VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano

Laharana 1659 amin’ny Katesizy

Hoy i Md Paoly : “Ianareo lehilahy, tiavo ny vadinareo, toy ny nitiavan’i Kristy ny Fiangonana. (…) Misy mistery lehibe amin’io ; miantefa amin’i Kristy sy ny Fiangonana no tiako lazaina” (Efez 5,25.32).

Loharano ôfisialy ↗