Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina

Laharana 1585 amin’ny Katesizy

Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina manokana amin’ity sakramenta ity dia ny fanahafana amin’i Kristy Mpisorona, Mpampianatra ary Mpiandry ondry, izay nanokanana an’ilay nohamasinina ho mpandraharaha voahosotra.

Loharano ôfisialy ↗