XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana
Laharana 1498 amin’ny Katesizy
Amin’ny alalan’ny endolzansy no ahafahan’ny mpino mahazo ho an’ny tenany ihany, ary koa ho an’ny fanahy ao amin’ny Afofandiovana, ny famelana ny sazy misy fetra vokatry ny fahotana.