XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana

Laharana 1495 amin’ny Katesizy

Ny Pretra izay hany nahazo tamin’ny manam-pahefan’ny Fiangonana ny fahefana hamotsotra heloka no afaka mamela ny fahotana amin’ny Anaran’i Kristy.

Loharano ôfisialy ↗