IV. Ny fivalozana anaty

Laharana 1433 amin’ny Katesizy

Nanomboka tamin’ny Paka, dia ny Fanahy Masina no mampisafotofoto an’izao tontolo izao ny amin’ny fahotana[23], izany hoe tsy nino an’Ilay izay nirahin’ny Ray izao tontolo izao. Kanefa io Fanahy io ihany, izay mampiseho ny fahotana, no ilay Mpanafaka alahelo[24] izay manome ao am-pon’ny olona ny fahasoavana amin’ny fanenenana sy ny fibebahana[25].

Loharano ôfisialy ↗