VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”

Laharana 1411 amin’ny Katesizy

Ny Pretra nohamasinina ara-dalàna no hany mahazo mitarika ny fankalazana ny Eokaristia sy manamasina ny mofo sy ny divay mba hanjary Vatana sy Ran’ny Tompo ireo.

Loharano ôfisialy ↗