Ny fisaorana sy ny fiderana ny Ray

Laharana 1360 amin’ny Katesizy

Sorom-pisaorana ny Ray ny Eokaristia, fisaorana izay anehoan’ny Fiangonana ny fankasitrahany an’Andriamanitra noho ny soa rehetra avy Aminy, noho izay rehetra notanterahiny tamin’ny alalan’ny fahariana, ny fanavotana, ary ny fanamasinana. Ny Eokaristia rahateo dia midika hoe : “fisaorana”.

Loharano ôfisialy ↗