Litorzia sy kolontsaina

Laharana 1208 amin’ny Katesizy

Ny lovam-panahy samihafa ara-litorzia, na fombam-pivavahana, nekena fa ara-dalàna, satria mampahalala sy mampita ny misterin’i Kristy rahateo ihany, no maneho ny maha-katôlika ny Fiangonana.

Loharano ôfisialy ↗