Litorzia sy kolontsaina

Laharana 1205 amin’ny Katesizy

“Amin’ny litorzia, indrindra ny an’ny Sakramenta, dia misy ampahany tsy azo ovàna - satria fanorenana avy amin’Andriamanitra izany –, izay ny Fiangonana no mpitahiry, sy ampahany maro azo ovàna, izay ananan’ny Fiangonana fahefana, ary indraindray aza ananany adidy, ny mampisahaza azy amin’ny kolontsain’ny firenena nitorìna ny Evanjely tsy ela”[7].

Loharano ôfisialy ↗