IV.Aiza no mankalaza ?

Laharana 1191 amin’ny Katesizy

Misy fifandraisana mafy amin’ny asa litorzika ny hira sy ny mozika. Toy izao ny mari-pitsaràna amin’ny fampiasana tsara azy ireny : ny fanehoam-pankafizana ny fivavahana, ny firaisam-pon’ny mpiangona  mandray anjara, ary ny fanehoana ny toetra masin’ny fankalazana.

Loharano ôfisialy ↗