V.Ny sakramentan’ny fiainana mandrakizay

Laharana 1132 amin’ny Katesizy

Manao fankalazana ara-tsakramenta ny Fiangonana noho izy ankohonana mpisorona mirafitra amin’ny maha-mpisorona avy amin’ny Batemy sy ny an’ny mpandraharaha voahosotra.

Loharano ôfisialy ↗